Ny servieta fidiovana dia fitaovana malefaka anaovan'ny vehivavy hitroka rà mandritra ny fadim-bolana (=ra mandeha isam-bolana).